Teny iditra | fanompana (ompa) | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | Fanozonana, faniriana ratsy ho an' olona: Tsy raharahako izay fonomponao; tsy hahavoa ahy izany ¶ Fanalikalikana, fanaovana vava ratsy: Tsy lefitro izany fanompanao izany ka hitory aho [Rajemisa 1985] | |
Teny iditra | fanompana (ompana) | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | Fomba entina manompana, izany hoe mampiraikitra, mampiankina [Rajemisa 1985] | |
Teny iditra | fanompàna | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | [Sihanaka] sinibe [Rakotosaona 1975] | |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |
![]() |