Teny iditra | fanondraka (tondraka) | |
Sokajin-teny | anarana na mpamaritra | |
Fanazavàna teny malagasy | Fomba entina manondraka, mampiditra rano amin' ny tany fambolena na mandraraka rano amin' ny voly mba hampaniry azy ¶ Azo tondrahana [Rajemisa 1985] | |
Teny iditra | fanondraka (tondraka) | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny anglisy | [Provincial] [Mod. s. from manondraka (tondraka).] Salt. (Prov.) [Richardson 1885] | |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |
![]() |