Teny iditra fanondro (tondro)
Sokajin-teny anarana na mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy Fomba entina manondro, manoro amin' ny tanana
¶ Azo tondroina: Tsy mba fanondro ny fasana, hoy ny Ntaolo [Rajemisa 1985]

Teny iditra fanondro (tondro)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Ny rantsantanana manarakaraka ny ankibe: Iza ary no lava, ny fanondro sa ny manarapoana? [Rajemisa 1985]
Fanazavàna teny anglisy [Mod. s. from manondro (tondro).] The index finger; lit. the pointer. [Richardson 1885]
Fanazavàna teny frantsay l'index [Abinal 1888]
Voambolana 
Mpanahaka  ankibe ~ fanondroadala ~ manarapoana ~ ankikely

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31