Teny iditra fanontana (tonta)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Fanjerana: Fanontana kanonta
¶ Fanaovana printy boky na gazety: Trano fanontana boky
¶ Fampidirana anaty lasitra: Fanontam-biriky
¶ Fanontam-bola [Rajemisa 1985]
Fanazavàna teny anglisy [Rel. s. from manonta (tonta).] A press, a printing press. The word presy is more frequently used now. [Richardson 1885]
 printing [Hallanger 1973]
Fanazavàna teny frantsay action d'imprimer [Hallanger 1974]
 édition [SLP 1986]
Kamban-teny, lohateny, anarana 
Ohatra 
1Dia ny fanontana azy hisy soratra. [Razoharinoro: Soratra]
2Teo amin' ny fanontana no tsy mbola nisy ny "ronéo» fa "páte à modeler» no nisarihana azy. [Ravelomanana: Lalana]

Nohavaozina tamin' ny 2022/01/19