Teny iditra fanony (fano)
Sokajin-teny anarana fano sy mpisolo

Teny iditra fanony (tony)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Fomba entina manony, na mampitony [1.1]

Teny iditra fanony
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Ody atao fanafoanana ny asan' ny ody hafa [1.1]

Teny iditra fanony
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny frantsay  [Merina] Prétendu charme que préparent les voleurs pour obliger les possesseurs d'un trésor enterré à révéler l'endroit de leur cachette [1.196]
Voambolana 

Teny iditra fanony
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny frantsay  [Betsileo] Comme fanonibe (merina). Talisman interdisant l'accès de l'ennemi à un village. D'après la légende, c'est grâce à son fanony que le roi du vieux village d'Ambositra, perché sur un sommet de colline, réussit à interdire l'entrée des armées beaucoup plus puissantes de Radama 1er, roi d'Imerina. [1.196]
Voambolana 

Fivaditsoratra finona, fonina, fanino

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20