|
|
|
|

Entrée (1/3)1  fanorana (orana)
Partie du discours  2  nom
Explications en malgache  3  Fomba entina manorana, mamotsy, mandio (firavaka volamena na volafotsy) [1.1]

Entrée (2/3)4  fanorana (otra)
Partie du discours  5  nom
Explications en malgache  6  Fisafoana sy famoretana amin'ny tanana mba hampalefadefaka ny hozatra marary na vizana na mivonkina: Fanorana isan-kariva no nahafaka ilay henjankenjana tato amin'ny hatoko [1.1]
Mots composés 

Entrée (3/3)8  fanorana (torana)
Partie du discours  9  nom
Explications en malgache  10  Fomba entina manorana: Tsy mitovy ny fanorana ny marary hodidiana taloha sy ankehitriny [1.1]

Anagrammes  11  fanarona, fanorana

Mis à jour le 2023/01/20