Teny iditra | fanosy (hosy) | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | Fomba enti-manosy [1.1] | |
Teny iditra | fanosy (hosy) | |
Sokajin-teny | mpamaritra | |
Fanazavàna teny malagasy | Azo hosena: Tsy mbola fanosy ity tanimbary [1.1] | |
Fivaditsoratra | fisano, sofina |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |
![]() |