Teny iditra |
fanoto
(toto)
|
Sokajin-teny | anarana na mpamaritra
|
Fanazavàna teny malagasy | Fomba entina manoto: Ny fanoton' ny omby ¶ Azo totoina: Ny tsaramaso tsy mba fanoto [1.1]
|
|
Teny iditra |
fanoto
(toto)
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | Fitaovana entina mamotipotika zavatra na mikosika ny vary akotry hialan' ny hodiny ao anaty laona: Hazo boribory lovoiava mazàna ny fonoto [1.1]
|
Fanazavàna teny anglisy | A pestle, a rammer ¶ an iron crow-bar. [1.2]
|
| pestle [1.7]
|
Fanazavàna teny frantsay | pilon [1.8]
|
Voambolana |
Sampanteny |
Ohabolana |
|