Teny iditra fanotra (otra)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Fomba entina manotra, misafo sady mamoritra amin' ny tanana mba hampalefaka ny hozatra marary na vizana na mivonkina [1.1]

Teny iditra fanotra (otra)
Sokajin-teny mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy Azo orina [1.1]

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05