Teny iditra fanozongozona (hozongozona)
Sokajin-teny anarana na mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy Fomba entina manozongozona
¶ Azo hozongozonina [1.1]
Fanazavàna teny frantsay Ce qu’on agite habituellement, qu'on secoue souvent, la manière de secouer [1.3]
Ohatra Indro hataoko tokonana fanozongozona Jerosalema ho an' ny firenena manodidina rehetra; [2.996]

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/08