Teny iditra |
fantaka
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | Tehina salasalany ny habeny, maranitra ny lohany iray izay atsatoka amin' ny tany mba hihazonana ny vody tenona, na hamatorana ny tady ifatoran' ny omby [Rajemisa 1985]
|
Fanazavàna teny anglisy | a small stake for tying cords on, a peg, a pin; usually applied to the four stakes to which the warp frame is tied in weaving. [Richardson 1885]
|
Fanazavàna teny frantsay | jalon, fiche, pieu d'alignement, les quatre pieux qui servent à raidir la chaîne lorsqu' on lisse [Abinal 1888]
|
Sampanteny |
Ohatra | Nataon-dRasoberina fantaka fanenomana mantsy no niafaran' io filanjana io. [Rainitovo: Antananarivo]
|
|
Teny iditra |
fantaka
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | Zavamaniry fianakavian' ny volotsangana saingy izy marotsaka madinika kely toy ny bararata [Rajemisa 1985]
|
Fanazavàna teny anglisy | a small bamboo used for hedges [Hallanger 1973]
|
Fanazavàna teny frantsay | petit bambou ou roseau utilisé pour les haies [Hallanger 1974]
|
Voambolana |
Ohatra | Tsontsorifako vero folapolahiko fantaka vazo tsy tianao va aho no fohazinao mangoam-bodilanitra? [Fox: Hainteny, laharana 246]
|
Teny nalaina |
|
Teny iditra |
fantaka
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny anglisy | a tall grass formerly used in the ceremony of circumcision. It is now used in making fishing nets, or rather baskets, called vovo and
tandroho. Arundo madagascariensis, Kunth.
[Richardson 1885]
|
Fanazavàna teny frantsay | herbe haute dont la tige est comme un roseau. Arundo madagascariensis, Kunth. [Abinal 1888]
|
| [Betsileo, Merina]
Nom générique des chaumes de gros diamètre qu'on pouvait ficher en terre.
On en fait des claies, des clôtures, etc. à la manière des cannes de Provence. Utilisées en vannerie : nasses pour la pêche.
Jouait un rôle important dans le folklore : cérémonies de la circoncision ; initiation des jeunes garçons, etc.
L'idée de ficher en terre étant assimilée tantôt au geste sexuel, tantôt à l'acte guerrier maniant son javelot.
On donne surtout ce nom aux trois espèces suivantes : Arundinella nepalensis Trin. ;
Panicum maximum Jacq. et
Neyraudia arundinacea (L.) Henrard (Poaceae).
[Boiteau 1997]
|
Voambolana |
Anarana siantifika | Arundinella nepalensis, Neyraudia arundinacea, Panicum maximum |
Kamban-teny, lohateny, anarana |
|
|
Teny iditra |
Fantaka
|
Sokajin-teny | anaran-tsamirery (olona)
|
Fanazavàna teny anglisy | the name of one of the chief idols formerly worshipped in Imerina
[Richardson 1885]
|
Fanazavàna teny frantsay | [Merina]
Une des douze idoles royales ( sampy) de l'Imerina.
Une maison spéciale lui était consacrée à
Ambohimanga, la ville royale.
Son gardien ou
mpitahiry était bien entendu un spécialiste en fabrication et commerce des
ody les plus réputées.
[Boiteau 1997]
|
Voambolana |
Tsipelina hafa |
Tsanganana sy sary iray takila |
|
Ohatra | 1 | Zokin-tsampy i Fantaka. [Callet: Tantara, takila 587]
|
2 | Fady ny Rafantaka:
ny fantàka tsy ataina ; ny halana tsy aiditra ao an-trano raha mantsàka fa
avela eo alatrano; ny hanina antokoana tsy todirana (tsy andramana eo an-
tokoana fa entanina any ambany vao hanina); ny anantarika ; ny anamafaitra ;
ny anandrambo. [Callet: Tantara, takila 201]
|
|
|