Teny iditra | fantsy | ||||||
Sokajin-teny | anarana | ||||||
Fanazavàna teny malagasy | kambo lavalava mafy ary marani-doha maniry eo amin' ny ranjon' ny akoholahy ka entiny miady [Rajemisa 1985] | ||||||
Fanazavàna teny anglisy | the spur of a cock. See fatsy [Richardson 1885] | ||||||
Fanazavàna teny frantsay | ergot [Abinal 1888] | ||||||
Voambolana | Haibiby: (amin' ny ankapobeny) | ||||||
Tsipelina hafa | fatsy | ||||||
Kamban-teny, lohateny, anarana |
| ||||||
Ohatra |
| ||||||
Teny nalaina | Ohabolana misy io teny fantsy io | ||||||
Teny iditra | fantsy | ||||||
Sokajin-teny | anarana | ||||||
Fanazavàna teny frantsay | [Betsileo, Merina]
Épines ; nom général des arbustes épineux. Plus spécialement : ¶ des gymnosporia : Gymnosporia leptopus (Tul.) Baker et Gymnosporia divaricata Baker (Celastraceae). Bois nerveux : on en fait des cannes. ¶ des carissa : Carissa edulis var. subtrinervia Pichon et Carissa madagascariensis Thouars ex Poir. (Apocynaceae). [Boiteau 1997] | ||||||
Voambolana | Haizavamaniry | ||||||
Anarana siantifika | Carissa edulis var. subtrinervia, Carissa madagascariensis, Gymnosporia divaricata, Gymnosporia leptopus | ||||||
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |
![]() |