Teny iditra | fany | |
Sokajin-teny | anarana na mpamaritra | |
Fanazavàna teny malagasy | [Taisaka]
fanao, zava-panao ¶ azo atao, fanao [1.78] | |
Teny iditra | fany | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | Jereo fano [1.1] | |
Fanazavàna teny anglisy | a river turtle. Same as fano [1.2] | |
Fanazavàna teny frantsay | voyez fano [1.3] | |
Voambolana | Haibiby: biby mandady ary biby miain-droa | |
Teny iditra | fany | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny anglisy | a tree ¶ a fruit used in the sikidy divination. [1.2] | |
Fanazavàna teny frantsay | [Tankarana] nom d'une espèce d'arbre ; ses graines qui servent à la divination par le sikidy ; la divination elle-même. ( volatsara). [1.19] | |
Voambolana | Haizavamaniry: hazo ~ Fivavahana, finoana | |
Mpitovy hevitra | fano | |
Teny iditra | fany | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny frantsay | (1) (même origine que fano) Nom donné à plusieurs petits arbres, faciles à multiplier, surtout :
¶ [Betsileo, Merina] Entada chrysostachys (Benth.) Drake (Fabaceae) ¶ [Sakalava] Entada abyssinica Steud. Ex A. Rich. (Fabaceae). ¶ [Bara] Cassia anthoxantha Capuron (Fabaceae) [1.196] | |
Voambolana | Haizavamaniry | |
Anarana siantifika | Cassia anthoxantha, Entada abyssinica, Entada chrysostachys | |
Teny iditra | fany | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny frantsay | [Sakalava] Paullinia pinnata L. (Sapindaceae). Liane à propriétés ocytociques ; abortif. [1.196] | |
Voambolana | Haizavamaniry ~ Fahasalamana | |
Anarana siantifika | Paullinia pinnata | |
Fivaditsoratra | fian~, fi~na |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |
![]() |