Teny iditra farahehy (fara, hehy)
Sokajin-teny fomba fiteny
Fanazavàna teny malagasy fihomehezana mafy somary lavareny, ka matetika entin' ny tovovavy na ny vehivavy lehibe hanesoana sy hanarabiana ny hafa [Rajemisa 1985]

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31