Teny iditra |
farana
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | Fahatapahana, fahavitana, fampitoviana tantana: Tsy tsara farana itỳ tsihy itỳ [Rajemisa 1985]
|
Fanazavàna teny anglisy | the end, a limit [Hallanger 1973]
|
Sampanteny |
Mpanahaka |
farany |
Haianarantany |
|
|
Teny iditra |
farana
(fara)
|
Sokajin-teny | matoantenin' ny iharana
|
Fanazavàna teny anglisy | to be scraped, to be loosened, as threads at the end of the warp. [Richardson 1885]
|
Haiendriteny |
farana
farako
faranao
farany
farantsika
faranay
faranareo
faran'
faran-
faram-
fara-
| |
nofarana
nofarako
nofaranao
nofarany
nofarantsika
nofaranay
nofaranareo
nofaran'
nofaran-
nofaram-
nofara-
| |
hofarana
hofarako
hofaranao
hofarany
hofarantsika
hofaranay
hofaranareo
hofaran'
hofaran-
hofaram-
hofara-
| |
farao | |
|
|
Teny iditra |
faraña
|
Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao
|
Fanazavàna teny malagasy | [Taimoro]
misalasala [Rakotosaona 1975]
|
|
Teny iditra |
farana
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny frantsay | [Betsimisaraka]
(le sens général de farana, c'est la fin, la terminaison ; mais en vannerie, c'est l'action de rogner les bouts, tout ce qui dépasse)
Scirpus corymbosus L. (Cyperaceae) . Très utilisé en sparterie : nattes, soubika, etc. On s'en sert surtout pour les extrémités, pour la finition des ouvrages parce qu'il est solide, de long usage.
[Boiteau 1997]
|
Voambolana |
Anarana siantifika | Scirpus corymbosus |
|
Teny iditra |
Faràna
|
Sokajin-teny | anaran-tsamirery (ara-baiboly)
|
Fanazavàna teny anglisy | Paran [Baiboly]
|
Fanazavàna teny frantsay | Parân [Baiboly]
|
Voambolana |
Mpitovy hevitra | |
Teny nalaina |
|