Entrée fari-body
Partie du discours locution
Explications en malgache Enti-milaza rano kely dia kely manarona fotsiny ny fanambanin' ny siny na ny kapoaka na ny vera; izay mahahenika fotsiny ny vodin' ny fasian-drano iray, kely bitika: Rano fari-bodin' ny zinga [1.1]
Explications en anglais [vody, the bottom.] Anything at the bottom of a water-pot, etc. [1.2]
Mots élémentaires fari- (faritra) ; -body (vody)

Mis à jour le 2023/11/06