Teny iditra |
faribolana
(faritra, volana)
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | Tsipika boribory feno tanteraka ka mitovy ny elanelan' ny teboka rehetra aminy amin' ny teboka iray eo afovoany [1.1]
|
Fanazavàna teny anglisy | A circle, a circumference, a circuit [1.2]
|
| a circle [1.7]
|
Fanazavàna teny frantsay | cercle [1.8]
|
Voambolana |
Kamban-teny |
|
|
Teny iditra |
faribolana
(faritra, volana)
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny anglisy | a children's game of making circles. [1.2]
|
Voambolana |
|
Teny iditra |
fari-bolana
(faritra, volana)
|
Sokajin-teny | fomba fiteny
|
Fanazavàna teny malagasy | enti-milaza sary vorivory [1.1]
|
|