Teny iditra farihy
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy  [Rajemisa 1985] Tany lemaka lehibe feno rano mihandrona tsy mivoaka: Farihin' Alaotra. (Misy karazany telo ny rano mihandrona amin' ny tany lemaka toy izany arakaraka ny halehibeny, ka ny farihy no lehibe indrindra, dia ny kamory, ary ny dobo no kely indrindra, ka itỳ farany mety ho vita-Nanahary na arin-tanan' olombelona)
Fanazavàna teny anglisy  [Richardson 1885] a pool, a pond, a lake. Larger than kamory
Fanazavàna teny frantsay  [Abinal 1888, SLP 1986] lac
  [Abinal 1888] étang
Voambolana 
Mpanahaka  dobo ~ kamory
Ohatra 
1 [Andraina: Mitaraina, takila 36] Difotra ny tanimbary rehetra, ny zehitra amoron' Alaotra lasa ohatra ny farihy ranoray daholo.
2 [Callet: Tantara, takila 632] nony nanaovana farihy kely, dia nisy eran-tánan-droa;
Teny nalaina 
Haianarantany Anaran-toerana misy ity teny farihy ity (5)
Amparihikely
  Amparihilava
  Amparihimaina
  Amparihimanga
  Amparihimena
 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31