Teny iditra faritany (fary, tany)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Faritra lehibe ao anatin' ny tany iray, manantoetra sy fomba manokana, toy ny toetr' andro sy vokatra,..: Ny faritanin' i Boina
¶ Fizaran-tany lehibe indrindra ara-pitondrana, izay natao hoe Provansy teo aloha, mizarazara ho fivondronana: Ny faritanin' i Toilary no lehibe indrindra amin' ny faritany enina eto amin' ny Nosy [1.1]
Fanazavàna teny anglisy (fari-tany) A boundary, a landmark. [1.2]
 a certain territory or region [1.7]
Fanazavàna teny frantsay territoire, région [1.8]
Voambolana 

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31