Teny iditra faritra
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy  [Rajemisa 1985] Ny sisin-javatra: Lazao aiza avy ny faritr' i Betsileo
¶ Fetra mamangitra zavatra iray: Asivo faritrany tokotanintsika
Mitovy hevitra: fangitra
Fanazavàna teny anglisy  [Richardson 1885] a mark, an outline, a defined boundary, extent
  [Hallanger 1973] a limit or boundary
Fanazavàna teny frantsay  [Abinal 1888] trace pour limiter quelque chose, encadrement, bordure, délimitation, contour, bornes
  [Hallanger 1974] limite, trace
Sampanteny 
Haiendriteny 
faritra
faritro
faritrao
fariny
faritsika
faritray
faritrareo
faritr'
fari-
faritry
-paritra
-paritro
-paritrao
-pariny
-paritsika
-paritray
-paritrareo
-paritr'
-pari-
-paritry
Kamban-teny, lohateny, anarana 
 
Mpanahaka  fari-bava ~ fari-body ~ faribolana ~ faritany
Ohatra 
1 [Abinal 1888, takila 155] Asivy faritra ny tanimboly (Mettez une marque pour délimiter le champ)
2 [Abinal 1888, takila 155] Aiza ny faritr' Imerina? (Où sont les bornes de l’Imerina?)
Haianarantany Anaran-toerana misy ity teny faritra ity (1): Amparibohitra

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31