Teny iditra | fary | ||||
Sokajin-teny | kianteny | ||||
Fanazavàna teny anglisy | a particle expressing the certainty of what one has given utterance to: Certainly, That is true, Is it not so? [Richardson 1885] | ||||
Fanazavàna teny frantsay | [Tankarana] c'est vrai. [David: Dialectes (takila F)] | ||||
Teny iditra | fary | ||||
Sokajin-teny | anarana | ||||
Fanazavàna teny malagasy | Zavamaniry toy ny bararata ny habeny, misy vaniny sy tonony, ary fifiaka fa mamy ny ranony ka mahatonga azy hanaovana siramamy [Rajemisa 1985] | ||||
Fanazavàna teny anglisy | [Sakalava] the sugar-cane. Used formerly in the ceremony of circumcision. Saccharum officinale, L. [Friendly Is. poria (?).] Same as fisika [Richardson 1885] | ||||
sugar cane [Hallanger 1973] | |||||
Fanazavàna teny frantsay | canne à sucre [Hallanger 1974] | ||||
[Betsileo, Betsimisaraka, Merina, Sakalava, Sihanaka]
Nom général de la canne à sucre, Saccharum officinarum L. (Poaceae).
On en cultive de nombreuses variétés portant chacune un nom spécial.
-- Dans le centre (merina, betsileo) farimanga : canne à tige violette ; farifisoitra : à tige épaisse, riche en sucre, particulièrement appréciée pour être mangée fraîche ; farigasy (gasy est l'abréviation de malagasy : malgache) : à tige mince avec noeuds peu marqués, anciennement introduite ; farivazaha, au contraire, pour les variétés améliorées d'introduction récente. Le nom de fari-maola ne désigne pas une variété particulière mais la canne lorsqu'elle est utilisée dans les cérémonies rituelles : circoncision, première coupe des cheveux d'un enfant, etc. -- Sur la côte Est (Betsimisaraka) : barikavany, farimainty, canne à tige noire ou violet foncé ; farimbazaha variétés d'introduction récente ; farivolo, à tige jaune clair, autrefois très répandue. [Boiteau 1997] | |||||
[Sakalava-Mayotte] canne à sucre [Andilidine: Lexique (takila F)] | |||||
Voambolana | Haizavamaniry: ahitra | ||||
Anarana siantifika | Saccharum officinarum | ||||
Kamban-teny, lohateny, anarana |
| ||||
Ohatra |
| ||||
Teny nalaina | Ohabolana misy io teny fary io | ||||
Haianarantany | |||||
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |
![]() |