Teny iditra fasana
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Lavaka na toerana namboarina handevenana ny maty. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy a grave, a tomb [1.2, 1.7]
Fanazavàna teny frantsay tombeau, tombe [1.3, 1.8]
 caveau, mausolée [1.3]
Haiendriteny 
fasana
fasako
fasanao
fasany
fasantsika
fasanay
fasanareo
fasan'
fasan-
fasam-
fasa-
-pasana
-pasako
-pasanao
-pasany
-pasantsika
-pasanay
-pasanareo
-pasan'
-pasan-
-pasam-
-pasa-
Sampanteny 
Kamban-teny 
Lohateny 
Mpanahaka  kibory
Ohatra 
1Ilay fasako, fasako,ihany
fa ny foko dia fasana koa!
Io no fasako,ivelan'ny tany,
io no fasako,iray, faharoa!
[0]
2Ny fasana no fasana ka ny raha naterina ao aminy. [2.245]
3Dia nasainy novorina ny vahoaka ho any amin' ny fasana. [2.69]
Ohabolana 
Lahatsoratra 
Sary 

Fivaditsoratra fanasa

Nohavaozina tamin' ny 2022/07/30