Teny iditra | fasika | ||||
Sokajin-teny | anarana | ||||
Fanazavàna teny malagasy | Potipoti-bato faran' izay madinika avy amin' ny tany: Afangaro amin' ny fasika ny simenitra [Rajemisa 1985] | ||||
Fanazavàna teny anglisy | sand [Mal. pasir.] fasy and fasina are used in the provinces. [Richardson 1885] | ||||
sand [Hallanger 1973] | |||||
Fanazavàna teny frantsay | sable [Hallanger 1974] | ||||
Voambolana | Haibolantany | ||||
Kamban-teny, lohateny, anarana |
| ||||
Ohatra |
| ||||
Teny nalaina | Ohabolana misy io teny fasika io | ||||
Haianarantany | |||||
Teny iditra | fasika | ||||
Sokajin-teny | mpamaritra | ||||
Fanazavàna teny malagasy | Be dia be; tsy hita isa, tsy tambo isaina: Fasika izay vahoaka nitsena ny Filohan' ny Nosy izay [Rajemisa 1985] | ||||
Fanazavàna teny anglisy | fig. innumerable. [Mal. pasir.] fasy and fasina are used in the provinces. [Richardson 1885] | ||||
Sampanteny |
| ||||
Nohavaozina tamin' ny 2021/03/12 |
![]() |