Teny iditra | fasina | ||
Sokajin-teny | anarana | ||
Fanazavàna teny frantsay | ancienne prononciation of fasana [Abinal 1888] | ||
Ohatra | Ary ny mpanefy manely ny vola halao fasina, tao amin' Andriamamba. [Callet: Tantara] | ||
Haianarantany | |||
Teny iditra | fasina | ||
Sokajin-teny | anarana | ||
Fanazavàna teny malagasy | [Taimoro, Tanala] (fasiña) fasika [Rakotosaona 1975] | ||
[Bezanozano, Sihanaka, Tambahoaka] fasika [Rakotosaona 1975] | |||
Moron-dranomasina [Rajemisa 1985] | |||
Fanazavàna teny anglisy | a provincial word for fasika [Richardson 1885] | ||
Kamban-teny, lohateny, anarana |
| ||
Teny iditra | fasina | ||
Sokajin-teny | anarana | ||
Fanazavàna teny malagasy | Fanononana ny hoe "fasana" taloha, na ankehitriny koa aza, amin' ny faritany sasantsasany [Rajemisa 1985] | ||
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |
![]() |