Teny iditra fasiny
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy  [Rajemisa 1985] Amin' ny hira misy feo maro, ilay fizarana na paritra tanan-dehilahy lehibe, eo anelanelan' ny torebiny sy ny beso
Fanazavàna teny anglisy  [Richardson 1885] a name of one of the parts in singing, the treble or soprano. [? Fr. fausset, falsetto.]
Voambolana 

Teny iditra fasiny
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy  [Rajemisa 1985] [Sakalava] Ilay hazo mitsangana eo amin' ny loha sy vodin' ny botry izay iadian' ny hazo-fisaky ny vatany
Voambolana 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31