|
|
|
|

Entrée1  fatakana
Partie du discours  2  nom
Explications en malgache  3  vero [Sihanaka] [1.78]
4  zava-maniry, karazam-bero [Tanala] [1.78]
5  vero lava, mitovitovy amin'ny fary izy, saingy madinika lava be [2.245#40]
Explications en anglais  6  probably the name of a tall grass [Provincial] [1.2]
Explications en français  7  Neyraudia arundinacea (L.) Henrard (Poaceae). Emplois en vannerie : paniers, nasses. [Merina] [1.196]
Exemples  8  Nalaina ny lavenom-boarano, indro ny tain' omby tsy hita reny, ny fatakana, mitolefika, ny longozy zondy, ny sakarivo masiaka [2.245]
Vocabulaire  9  Botanique: herbe
Phytonymes 
Nom scientifique 

Anagrammes  12  afantaka, fanataka, fatakana, tafakana

Mis à jour le 2020/07/31