Teny iditra fatim-balala (faty, valala)
Sokajin-teny fomba fiteny
Fanazavàna teny malagasy  [Rajemisa 1985] fahafatesana mandripaka olona be dia be: Nanao fatim-balala ny mponina tamin' ny fotoanan' ny giripy espaniolina
Fanazavàna teny anglisy  [Richardson 1885] [valala, a kind of locust.] General mortality, great fatality, a general slaughter.
Teny nalaina 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31