Teny iditra | fatotra | ||||
Sokajin-teny | anarana | ||||
Fanazavàna teny malagasy | Fangiazana amin' ny kofehy: Ratsy fatotra ilay alika ka lasa [Rajemisa 1985] | ||||
Fanazavàna teny anglisy | [Richardson 1885] | ||||
Fanazavàna teny frantsay | état de ce qui est lié, attaché, garroté, enchaîné: Ratsy fatotra ny mpangalatra ka nandositra (Le voleur a été mal attaché et s'est enfui) [Abinal 1888] | ||||
Sampanteny |
| ||||
Ohatra |
| ||||
Teny nalaina | Ohabolana misy io teny fatotra io | ||||
Teny iditra | fatotra | ||||
Sokajin-teny | anarana | ||||
Fanazavàna teny malagasy | Aika voamboatra ary vita amboarany [Rajemisa 1985] | ||||
Fanazavàna teny anglisy | indigo that has been pounded and tied up. [Richardson 1885] | ||||
Fanazavàna teny frantsay | indigo préparé en pain ou en gâteau [Abinal 1888 takila 152] | ||||
[Merina] Nom qu'on donnait à l'indigo, Indigofera tinctoria L. (Fabaceae) quand il était fermenté et pressé en pains ou en gâteaux pour la teinture. Voir aika. [Boiteau 1997] | |||||
Voambolana | Haizavamaniry | ||||
Anarana siantifika | Indigofera tinctoria | ||||
Nohavaozina tamin' ny 2021/01/15 |
![]() |