Teny iditra fatra
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy  [Rajemisa 1985] Fomba ahafantarana ny haben' ny zavatra (ranona voan-javatra) amin' ny fanaovana azy ao anaty vata efa voamarika ho izao na izao ny habeny. Habe, habetsahana, raha zavatra tsy mba lanjaina na isaina, fa atao anaty vata efa famarana raikitra: Ataovy tsara fatra itỳ vary itỳ, à / Ohatrinona ny fatran' ny vary harotsaka, ry neny?
¶ Famarana: Manao ratsy fatra ianao izany lahy!
Fanazavàna teny anglisy  [Richardson 1885] a measure for solids and liquids.
  [Hallanger 1973] any measure of capacity
Fanazavàna teny frantsay  [David: Dialectes (takila F)] [Tankarana] mesure.
  [Hallanger 1974] mesure de capacité
Sampanteny 
Kamban-teny, lohateny, anarana 
Teny nalaina 

Teny iditra fatra
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy  [Rakotosaona 1975] [Taisaka] kijana
¶  havoana
Fanazavàna teny frantsay  [Deschamps 1936] [Taisaka] collines offrant un pâturage

Teny iditra fatra
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy  [Rakotosaona 1975] [Bezanozano] teny napetraka, hafatra

Teny iditra fatra
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy  [Rakotosaona 1975] [Taimoro] anaran-kazo, hazo manitra
Fanazavàna teny frantsay  [Boiteau 1997] (du souahéli matra) Nom générique des bois faciles à traiter, avec lesquels on fait les mesures pour le riz, elles-mêmes appelées fatra ou vata. fatra est à la fois la mesure et l'action de vendre, de faire payer quelque chose. Son emploi montre le passage à l'économie marchande et il est important que le mot soit d'origine souahélie. Il montre que l'idée d'économie marchande est arrivée dans l'Ouest, amenée par les peuples islamisés de la côte orientale d'Afrique. Ceux que les Arabes appelaient le zanj (d'où le nom de Zanzibar). Dans certains dialectes, on prononce fatsa. Les principales espèces connues sous ce nom de fatra sont énumérées ci-dessous
Voambolana 

Teny iditra fatra
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny frantsay  [Boiteau 1997] [Betsimisaraka] Terminalia pumila Thouars ex Tul. (Combretaceae). Beau bois utilisé aussi en charpente, en menuiserie, etc. L'écorce fournit une teinture jaune. Elle entre parfois dans la composition des belahy, ajoutés aux boissons alcooliques.
Voambolana 
Anarana siantifika Terminalia pumila

Teny iditra fatra
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny frantsay  [Boiteau 1997] [Betsimisaraka, Tankarana] Cycas thouarsii R.Br. (Cycadaceae) : la moelle fournit une fécule appréciée, genre de sagou.
Voambolana 
Anarana siantifika Cycas thouarsii

Teny iditra fatra
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny frantsay  [Boiteau 1997] [Tanosy] « arbre produisant le litimainty ou benjoin » (Hugon 1818). Peut-être aussi un terminalia ? Le vrai benjoin n'existe pas à Madagascar.
Voambolana 

Teny iditra fatra
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny frantsay  [Boiteau 1997] [Mahafaly] Arbre indéterminé.
Voambolana 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31