Entrée | faty | ||||
Partie du discours | nom | ||||
Explications en malgache | Vatan' olona na biby tsy misy aina intsony: Misy fatin-tsaka ao atsinanan-trano ao Fahafatesana: Faty hita izao ka hirosoana ihany [1.1] | ||||
Explications en anglais | A corpse, death [1.2] | ||||
A corpse [1.7] | |||||
Explications en français | Un mort: Faty manao ahoana io ady io! (Que de morts il y a eu dans cette bataille!) Un cadavre: Maimbo sahady ny fatiny (Son cadavre sent déjà mauvais) Un animal crevé, charogne: Misy fatin' alika ao (Il y a là un chien crevé) Signifie quelquefois la mort elle-même: Faty hita ka mbola mandroso ihany hianao (La mort vous attend et vous osez encore vous aventurer) [1.3] | ||||
Cadavre [1.8] | |||||
Exemples | hazo va aho ka ho faty mahitsy?
[2.131] | ||||
Vocabulaire | Biologie ~ Santé | ||||
Morphologie |
| ||||
Dérivés |
| ||||
Entrée | faty | ||||
Partie du discours | nom | ||||
Explications en malgache | Faharesena amin' ny kilalao; fahavoazana amin' ny loka: Mbola hanarina ny fatiko aho [1.1] | ||||
Explications en français | Perte au jeu, dans le commerce: Hoatrinona ny fatinao amin' ny loka? (Combien avez-vous perdu au jeu?) [1.3] | ||||
Entrée | faty | ||||
Partie du discours | nom | ||||
Explications en français | [Sakalava] (prononciation locale pour fatsy) Arbre à bois dur ; utilisé en construction. Graines tinctoriales » (Samat). Probablement un carissa (Apocynaceae). [1.196] | ||||
Vocabulaire | Botanique | ||||
Mis à jour le 2023/05/25 |