Teny iditra fatyantoka > fatiantoka (faty, antoka)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy  [Rajemisa 1985] Fahavoazana amin' ny zavatra iray fa kely noho ny nahazoana na nanamboarana azy no namarotana azy: Voan' ny fatiantoka aho tamin' iny varotra iny
¶ Ny elanelan' ny vola nahazoana na nanamboarana zavatra iray sy ny vola azo tamin' ny nivarotana azy indray: Telopolo no fationtoko tamin' ny nivarotako iny vorontsiloza iny
 [ faty antoka ] [Rajemisa 1985] fahavoazana amin' ny varotra, izay mihatra amin' ny olona nivarotra zavatra latsaka noho ny masonkarena na izay nahazoany azy
Fanazavàna teny anglisy  [Richardson 1885] [antoka, surety.] A loss sustained in trade by a bargain or contract.
  [Hallanger 1973] a financial loss; bankruptcy
Fanazavàna teny frantsay  [Hallanger 1974] perte, ruine (commerce)
Teny nalaina