Teny iditra | faty hita (faty, hita) | |
Sokajin-teny | fomba fiteny | |
Fanazavàna teny malagasy | [Rajemisa 1985] fahafatesana miharihary izao, loza efa mananontanona | |
Fanazavàna teny anglisy | [Richardson 1885]
A certain kind of ornamental cutting of the skin ¶ seen to be in danger; foreseen. | |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |
![]() |