Teny iditra fay
Sokajin-teny matoanteny mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  [Rajemisa 1985] Tsy sahy intsony fa nahita fahavoazana; matahotra ka tsy sahy mamerina izay natao teo aloha: Nilalao afo Ibalita ka may: fay ny adala ka tsy te hiherika afo in tsony
Mitovy hevitra: afon-dolo afon' angatra ~ lao ~ leom-boananana ~ maso voa sakay ~ nahita faisana ~ nandray ny kiho ~ tsy tia hiherika ~ tsy tia mainty ~ tsy tia mololo ~ tsy tia veroka
Fanazavàna teny anglisy  [Richardson 1885] sickened of, surfeited, disgusted, having a distaste for in consequence of some loss, punishment, or calamity; disliked, satiated.
  [Hallanger 1973] sickened, disgusted, forewarned by past experience
Fanazavàna teny frantsay  [Abinal 1888] Dégoûté de, se repentant de, fâché de, qui n’a plus envie de, à cause d’un châtiment, d’une punition, d’un désagrément
  [Hallanger 1974] dégoûté par une expérience fâcheuse
Sampanteny 
Haiendriteny 
fay
fay
ho fay
faiza

Teny iditra fay
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy  [SLP 1986] fitaovana maraorao vita amin'ny tsy ampiasaina hikikisana vy na akora hafa
Fanazavàna teny frantsay  [SLP 1986] lime
Voambolana 
Kamban-teny, lohateny, anarana 

Teny iditra fay
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy  [SLP 1986] vakin-tongoa, fay na tsefaka ka misy miletsy, misy misondrotra
Fanazavàna teny frantsay  [SLP 1986] faille
Voambolana 
Mpanahaka  etry ~ tresaka

Teny iditra fay
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy  [Rakotosaona 1975] [Taimoro] karazana trondro
  [Rajemisa 1985] Karazan-trondron-dranomasina boribory saingy fisaka eo an-tampony ary kely lava ny rambony
Fanazavàna teny anglisy  [Richardson 1885 takila 149] a kind of fish with a rough skin
Voambolana 
Kamban-teny, lohateny, anarana 

Teny iditra fay
Sokajin-teny mpamaritra
Fanazavàna teny anglisy  [Richardson 1885 takila 149] [Provincial] rough
Sampanteny 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31