Teny iditra |
fe-
|
Sokajin-teny | endritenin' ny hoe fetra
|
Kamban-teny, lohateny, anarana |
|
|
Teny iditra |
fe
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | Faritry ny rantsam-batana ambany hatreo amin' ny valahana no ho midina ka hatreo amin' ny lohalika [Rajemisa 1985]
|
Fanazavàna teny anglisy | the thigh. [Mal. pah; Nias. gae; Dairi. kae; Toba. hae-hae. In many Polyn. languages vae, probably allied to this, is used for leg.] [Richardson 1885]
|
| the thigh ¶ fen' akoho: drumstick of a chicken [Hallanger 1973]
|
Fanazavàna teny frantsay | cuisse ¶ fen' akoho: cuisse de poule [Hallanger 1974]
|
Voambolana |
Haiendriteny |
fe
feko
fenao
feny
fentsika
fenay
fenareo
fen'
fen-
fem-
| |
-pe
-peko
-penao
-peny
-pentsika
-penay
-penareo
-pen'
-pen-
-pem-
| |
|
Kamban-teny, lohateny, anarana |
|
Teny nalaina |
|
Teny iditra |
fe
|
Sokajin-teny | mpampitohy
|
Fanazavàna teny malagasy | [Tanosy]
nefa
[Rakotosaona 1975]
|
| [Bara]
fa,
nefa
[Rakotosaona 1975]
|
| "Fa hoe" (teny ampiasaina eo anelanelan' ny teny roa mba hilazana fa anarany fotsiny ny teny lazaina no manao ny asa voalazan' ilay teny voalohany saingy hoe manana ny toetra voalazan' ilay teny faharoa, fa raha ny marina tsy izany velively): Mitsangam-pe olona: mitsangana fa hoe olona, mitsangana saingy hoe olona, fa tsy manana ny tena maha-olona [Rajemisa 1985]
|
Fanazavàna teny anglisy | used for the conjunction fa [Richardson 1885]
|
|
Teny iditra |
fe
|
Sokajin-teny | anarana na mpamaritra
|
Fanazavàna teny malagasy | [Taimoro]
hajambana ¶ jamba [Rakotosaona 1975]
|
| [Bara, Taisaka, Tanala]
jamba [Rakotosaona 1975]
|
Fanazavàna teny frantsay | [Taisaka]
aveugle [Deschamps 1936]
|
|
Teny iditra |
fe
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny anglisy | [Provincial]
for tolana
[Richardson 1885]
|
|
Teny iditra |
fe
|
Sokajin-teny | kianteny
|
Fanazavàna teny malagasy | Teny kely ampiasaina eo anelanelan' ny teny iray miverina indroa, ilazana toetra na asa tsy zarizary: Manao fe manao: zara raha manao, manao tsy zarizary. (Tsara homarihina fa ity teny itỳ dia mifanohitra amin' ilay teny hoe: "dia", izay mitovy fampiasa indrindra aminy fa ny heviny kosa mifanohitra amin' ny azy: Manao dia manao: tena manao marina tokoa) [Rajemisa 1985]
|
Fanazavàna teny frantsay | Se place entre un nom, un adjectif ou un verbe qui se répète, et lui donne le sens adverbial de : à peu près, comme ci comme ça, un peu, pas trop, par acquit, sans zèle, avec indifférence:
Trano fe trano io (C'est une maison comme ci comme ça)
~ Mazoto fe mazoto izy (Il est un peu zélé, pas trop zélé)
~ Olona fe olona izy (C'est un individu comme ci comme ça, un peu bête, un peu inabordable)
~ Manao fe manao (Faire à peu près, par manière d’acquit)
~ Homana fe homana (Manger sans goût) [Abinal 1888]
|
Fanazavàna teny anglisy | used for emphasis as follows: teniko fe lehibe,
manao fe manao
[Hallanger 1973]
|
Fanazavàna teny frantsay | comme-ci comme-çà [Hallanger 1974]
|
Kamban-teny, lohateny, anarana |
|
|
Teny iditra |
fe
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny frantsay | [Betsimisaraka]
arbre indéterminé [Boiteau 1997]
|
Voambolana |
|
Teny iditra |
Fe
 |
Sokajin-teny | anarana (eva)
|
Fanazavàna teny malagasy | Vy.
Singa mivaingana, faha-26 amin'ny
firaketan'i Mendeleiev.
[3.1]
|
Fanazavàna teny anglisy | iron [3.1]
|
Fanazavàna teny frantsay | fer [3.1]
|
Voambolana |
|