Teny iditra fehinkibo (fehy, kibo)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy anjan-koditra na tapa-damba lavalava voavoatra afatotra manodidina ny andilana mba hangeja ny fitafiana tsy tiana halalaka [Akademia 2005A]
Voambolana 
Tsipelina hafa 
Mpitovy hevitra hetra
Lahatsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31