Teny iditra fehy
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy  [Rajemisa 1985] Famatorana amin' ny tady: Ratsy fehy ireto kitay ireto ka hianjera tsirairay eny an-dalana
¶ Zavatra iandraiketana: Tsy fehin' ny Filohan' i Madagasikara ny Nosy Comores.
Mitovy hevitra: fatotra ~ fehy handrotra ~ fehy maty ~ fehy singory ~ rohy ~ tadivavarana ~ vona
Fanazavàna teny anglisy  [Richardson 1885] a tie, a knot
¶ superintendence, guidance, inspection, control, presiding care.
  [Hallanger 1973] the act of tying; a knot
Fanazavàna teny frantsay  [Hallanger 1974] action de lier; noeud
Sampanteny 
Kamban-teny, lohateny, anarana 
 
Mpanahaka  fehitenda ~ fehivozo ~ fehizoro
Ohatra 
1 [Ravelomanana: Lalana, takila 17] Eo am-pisoronana afo eo izy no mamaha ny lamba lavabe, malotoloto, fehy valahana.
2 [Fox: Hainteny, laharana 69] ny rano Randriamatoa no azo atao telo siny
ny kitay Randriamatoa no azo atao telo fehy
ny zanak'olona tsy azo atao izany

Teny nalaina 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31