Teny iditra | fehytenda > fehitenda (fehy, tenda) | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | Karazan-kaingo na fombampitafiana afehy manodidina ny tenda mba hampahafana ny tenda, indrindra raha mikohaka [Rajemisa 1985] | |
Fanazavàna teny anglisy | [ fehy tenda ] A neck-cloth, a neck-tie, a cravat. [Richardson 1885] | |
a necktie [Hallanger 1973] | ||
Fanazavàna teny frantsay | cravate [Hallanger 1974] | |
Voambolana | Toe-karena: zaitra | |
Tsipelina hafa | fehintenda | |
Mpitovy hevitra | fehivozo | |
Ohatra | Tsy miala akanjomandry sy fehitenda volonondry izy manao izany. [Rakotonandrasana: Tantsaha, takila 152] | |
Teny nalaina | Ohabolana misy io teny fehitenda io | |
![]() |