Teny iditra felika
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Fanodidinana, fandehanana avy any ivoho, fiolahana [1.1]
Fanazavàna teny frantsay contour, détour, circuit [1.3]
Sampanteny 

Teny iditra felika
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny anglisy the light companies of soldiers who are sent out to harass the enemy on the flanks or rear. Safelika also used. [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  [Tankarana] troupes légères ; voltigeurs. [1.19]
Voambolana 
Sampanteny 

Teny iditra felika
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy  [Taimoro] fehezam-bolom-borona [1.78]
Mpitovy hevitra fela

Teny iditra felika
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy  [Sihanaka] kankana [1.78]
Voambolana 

Teny iditra felika
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Anaran-kafa ilazana ny anana
Mitovy hevitra: anana ~ traka [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  [Sakalava, Tsimihety] Nom générique des herbes potagères, récoltées à l'état sauvage et consommées après cuisson comme légumes. Équivalent de anana (Merina) et de traka (Betsileo). [1.196]
Voambolana 

Fivaditsoratra lafike

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31