Teny iditra fenakoho (fe, akoho)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Fanomezana omen' ny ray aman-dreny ny zanaka rehefa tonga ny fandroana, ka raha mbola amin' ny fotoana tsy ahazoana mamono zavamananaina no anomezana azy, dia vola no atao [Rajemisa 1985]
Fanazavàna teny frantsay  [Betsimisaraka] Ce nom veut dire littéralement « cuisse de poulet ». C'est la partie du poulet qui est traditionnellement donné aux enfants. Par extension, on appelle ainsi tout ce qui est réservé à l'usage des enfants ou à leurs jeux [Boiteau 1997]

Teny iditra fenakoho (fe, akoho)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny anglisy  [Betsimisaraka] A shrub [Richardson 1885]
Fanazavàna teny frantsay  [Betsimisaraka] Arbuste non identifié. [Boiteau 1997]
Voambolana 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31