Teny iditra feny
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Ny antsasak' ilan' ny omby eo aoriana [Rajemisa 1985]

Teny iditra feny
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy  [Taimoro] fefy
¶  tamboho [Rakotosaona 1975]
Fanazavàna teny anglisy  [Provincial] a fence, a hedge, an enclosure. See fefy [Richardson 1885]
Sampanteny 
Mpitovy hevitra fefy ~ fenifeny

Teny iditra feny
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Ny sofim-basy [Rajemisa 1985 takila 284]
Fanazavàna teny anglisy the hammer of a gun [Richardson 1885]
Fanazavàna teny frantsay le chien de fusil [Abinal 1888 takila 162]
Voambolana 

Teny iditra feny (fe, -ny)
Sokajin-teny anarana fe sy mpisolo
Ohatra nefa tsy maty izy, fa ny feny no tapaka. [Dahle: Angano, takila 163]

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31