Teny iditra |
feo
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | Izay ren' ny sofina avy amin' ny fipararetran' ny zavatra iray entin' ny rivotra ka tonga mipaika ny hozatra madinika kiritika kely ao amin' ny sofina: Samy hafa ny feon' ny vato sy ny an' ny vy velezina ¶ (Misy zavatra telo tsara homarihina ny amin' ny feo: ny haavony, ny hamafiny, ary ny fikarantsany) [1.1]
|
Fanazavàna teny anglisy | the voice, a sound, a report. [Ar. fa'a, blow, breath; and fuh, fih, fah, fum, all = Heb. peh, mouth. Comp. Gr. phemi, phasko, and Lat. fari.] [1.2]
|
| the voice. ¶ a sound. [1.7]
|
Fanazavàna teny frantsay | voix, son, ton, bruit, cri: Reko ny feon' olona (J'entends la voix de quelqu'un) ~ Mahafinaritra ny feon' ny organa (Le son de l'orgue est magnifique) ~ Avo loatra ny feon' ity pitsofaoro ity (Le ton de ce diapason est trop élevé) ~ Re lavitra ny feon' ny tafondro (Le bruit du canon se fait entendre de loin) ~ Maharenin-tsofina ny feon' ireto ankizy ireto (Les cris de ces enfants étourdissent) ¶ figuré: le prix demandé: Raha mividy zavatra hianao, aza mihaino ny feom-baratra (Quand vous achetez quelque chose, ne faite pas attention au prix qu'on demande) [1.3]
|
| la voix. ¶ un son. [1.8]
|
Voambolana |
Haiendriteny |
feo
feoko
feonao
feony
feontsika
feonay
feonareo
feon'
feon-
feom-
| |
-peo
-peoko
-peonao
-peony
-peontsika
-peonay
-peonareo
-peon'
-peon-
-peom-
| |
|
Sampanteny |
Kamban-teny |
|
Ohatra |
1 | hoy ny feo henon-dRivo namaly azy.
[2.529]
|
2 | Maharenina, hoy ny feo avon' Idada.
[2.332]
|
3 | henoko feo, Dia feo,mahatahotra, feo,makadiry!
[1.267]
|
|
Ohabolana |
|