Teny iditra ferena (fery)
Sokajin-teny mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy Rakotry ny fery: Ferena id zaza itỳ ka tokony hotsaboina [1.1]
Fanazavàna teny anglisy ulcerated having sores. [1.2]
 full of sores [1.7]
Fanazavàna teny frantsay couvert de plaies [1.8]
Voambolana 
Mpitovy hevitra ferezina
Ohabolana 

Fivaditsoratra fanere, fareñe

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20