Teny iditra fesana
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny anglisy same as faisana [1.2]
Sampanteny 
Mpitovy hevitra faisana

Teny iditra fesana
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy  [Tanala] koba fanaova-mofo na zavatra hafa fonosina amin'ny ravina dia atono ho masaka na hitera-droniny [1.78]
 Zavatra fonosin-dravina dia atono atao petakilasy [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  [Provincial] dough, mincemeat [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  [Tankarana] mets enveloppés, cuit à la broche
¶ emplâtre, cataplasme. [1.19]
 Cataplasme ou emplâtre ; ce qu'on applique sur la peau et qu'on maintient par un pansement. Les cataplasmes de feuilles fraîches sont généralement chauffés avec des cendres prélevées dans le foyer avant d'être appliqués. Les emplâtres par contre, sont généralement posés froids. [1.196]
Sampanteny 
Mpitovy hevitra fisana

Fivaditsoratra sefana

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31