Teny iditra |
fetra
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | Soritra mamaritra, faritra na tsipika natao ho fanavahana: Ny renirano no fetran' ny taninay ¶ Famaritana natao hotratrarina: Hatraiza ny fetra amin' itỳ manafohy akanjo sy manalava vola id ¶ Faritra tsy azo ihoarana amin' ny zavatra iray, onona: Efa nasian' ny fanjakana fetra ny vidin' ny zava-pihinana / Tsy mahalala fetra amin' ny zavatra rehetra ataony izy [Rajemisa 1985]
|
Fanazavàna teny anglisy | an appointed time, a period, a regular period, a fixed boundary, limit, restraint, restriction, law, control. [Richardson 1885]
|
| a limit [Hallanger 1973]
|
Fanazavàna teny frantsay | limite [Hallanger 1974]
|
Sampanteny |
Haiendriteny |
fetra
fetrako
fetranao
fetrany
fetrantsika
fetranay
fetranareo
fetran'
fe-
| |
-petra
-petro
-petrao
-peny
-petsika
-petray
-petrareo
-petran'
| |
|
Kamban-teny, lohateny, anarana |
|
Teny nalaina |
|
Teny iditra |
fetra
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | [Sihanaka]
zanaka, taranaka [Rakotosaona 1975]
|
Haiendriteny |
fetra
fetrako
fetranao
fetrany
fetrantsika
fetranay
fetranareo
fetr'
fe-
fetry
| |
-petra
-petro
-petrao
-peny
-petsika
-petray
-petrareo
-petr'
-pe-
-petry
| |
|
Mpitovy hevitra | |
|