Teny iditra | fiafia | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | Aretina mampitaintaina amin' ny lalan-drano ka mahatonga tsy afaka mivalan-drano [1.1] | |
Fanazavàna teny anglisy | gravel, suppression of urine [1.2] | |
Fanazavàna teny frantsay | gravelle, pierre [1.54] | |
Voambolana | Fahasalamana | |
Teny iditra | fiafia | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny anglisy | a game of wrestling in which each person only uses one hand. [1.2] | |
Voambolana | Kilalao | |
Fivaditsoratra | afiafy, faifay |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |
![]() |