Entrée (1/2) | 1 fiainana |
Radical | 2 aina |
Partie du discours | 3 nom |
Explications en malgache |
4 Fakana aina, fakana fofon' aina: Miadana erỳ ny fiainan' itỳ marary itỳ izany 5 Fe-potoana eo anelanelan' ny ahaterahana sy ny ahafatesana: Nanao ny tsara mandrakariva io olona io nandritra ny fiainany 6 Fifaliana na fanaranana amin' ny hanina sy ny fisotro: Manao fiainana marina ry zareo ato avaratra fa mamono akoho mifahy isan' andro 7 Fitondran-tena: Aoka hanana toe-piainana madio sy tsara mandrakariva ianareo [1.1] |
Explications en anglais |
8 life; the act of breathing [1.7] |
Explications en français |
9 Vie: Lava fiainana izy (Il vit longtemps) ~ Ny fiainana mandra-kizay (La vie éternelle) 10 respiration, canal respiratoire, soupirail [1.3#10] 11 la vie; action de respirer [1.8] |
Exemples |
12 Kanjo inona no navoakanao, ry fiainana? [2.296#] 13 Tsy izao anaovan' ialahy fiainana izao? [2.470#] |
Vocabulaire |
14 Biologie 15 Santé |
Morphologie |
|
Mots composés |
|
Titres |
27 Fiainana (Andriamampianina Zo) 28 Raki-piainana : ireo mpanoratra Malagasy : ianarana ao amin'ny kolejy sy lisea (Razafindralambo Fulgence) 29 Sombintsombim-piainana malagasy (Razafiarimanana Heriniaina Marcelline) |
Article |
30 Randzavola: fiainana ao amin' ny Baiboly |
Entrée (2/2) | 31 Fiainana |
Mots élémentaires | 32 fiainana |
Partie du discours | 33 nom propre (titre de livre) [Liste complète] |
Auteur |
34 Andriamampianina Zo |
Editions |
35 . Pages: 6 |
Anagrammes | 36 afanainy, anafiany, Fiainana, fiainana, fianiana, iafanany, ifananay, nafianay, niafanay |
Mis à jour le 2023/07/14 |