Teny iditra |
fiakà
(akà)
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | [Rajemisa 1985]
Fody adala |
|
Teny iditra |
fiaka
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | [Rajemisa 1985]
Fitsakoana zavatra mba hahazoana ny ranony: Fia-pary lava vany ¶ Ny faikan-javatra sisa mijanona rehefa avy notsakoina tahaka ny voalaza etsy ambony ilay zavatra: Tsara ny fary fa misy fiany |
Fanazavàna teny anglisy | [Richardson 1885]
lees, dregs, grounds; refuse of chewed bones or sugar-cane. See faika. |
Fanazavàna teny frantsay | [David: Dialectes (takila F)]
[Tankarana]
lie, dépôt, tourteaux. § fàika. |
| [SLP 1986]
précipité. |
| [Boiteau 1997]
[Betsileo, Merina]
Produits végétaux dont on exprime le jus en les mâchant et qu'on recrache ensuite ; ce qu'on rejette après en avoir avalé le jus, par exemple : la bagasse de canne à sucre (voir aussi fia-pary).
C'est aussi le cas de divers fruits très fibreux comme ceux du pandanus.
On dit ces produits mafiaka (adjectif) quand ils n'ont pas assez de jus, quand ils sont trop secs.
|
Voambolana |
Sampanteny |
Mpitovy hevitra | |
|
Teny iditra |
fiaka
|
Sokajin-teny | anarana
|
Sampanteny |
|