Teny iditra | fialana (ala) | ||
Sokajin-teny | anarana | ||
Fanazavàna teny malagasy | Fandaozana toerana iray: Nalahelo daholo ny namako tamin' ny fialako tao ¶ Fialana amin' ny fahazaran-dratsy [Rajemisa 1985] | ||
Fanazavàna teny anglisy | a going away; excusing oneself from blame or from a duty, a resignation [Hallanger 1973] | ||
Fanazavàna teny frantsay | départ, action de se désister; échappatoire; démission [Hallanger 1974] | ||
Kamban-teny, lohateny, anarana |
| ||
Teny nalaina | Ohabolana misy io teny fialana io | ||
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |
![]() |