Teny iditra | fialikalika (alikalika (alika)) | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | Fomban' ny olona mialikalika, izany hoe manala-bara-tena, manavazin-tena ¶ Fomban' ny olona mialikalika, izany hoe miseho ho sarotiny [Rajemisa 1985] | |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |
![]() |