Teny iditra |
fiana
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | [Tanosy]
hazandrano [Rakotosaona 1975]
|
| Karazan-kazandrano maro [Rajemisa 1985]
|
Fanazavàna teny anglisy | [Provincial]
the name given to certain fish, of which there are the following kinds: fiamalandy,
fiamandry,
fiamangataka,
fiamangidy,
fiambola,
fiambazana,
fiampotsy,
fiandava,
fiantandroka
[Richardson 1885]
|
Fanazavàna teny frantsay | nom de plusieurs espèces de poissons [Abinal 1888 takila 167]
|
Voambolana |
Mpanahaka |
fiamalandy ~
fiamandry ~
fiamangataka ~
fiamangidy ~
fiambola ~
fiambazana ~
fiampotsy ~
fiandava ~
fiantandroka |
Ohatra | Tanànan' ny mpanarato io tanàna kely io, ka lasa ny lehilahy matanjaka nanjono fiana mena any ampovoan-dranomasina lavitra any! [Rajaonarivelo: Bina, takila 9]
|
|
Teny iditra |
fiana
|
Sokajin-teny | mpamaritra
|
Fanazavàna teny malagasy | [Taimoro]
mena vasobasoka [Rakotosaona 1975]
|
Fanazavàna teny anglisy | [Provincial]
of a brownish red [Richardson 1885]
|
Fanazavàna teny frantsay | [Tankarana]
brun. [David: Dialectes (takila S)]
|
Mpanahaka |
volo/colors/couleurs
|
|
Teny iditra |
fi~ana
|
Sokajin-teny | tsirinteny saradroa
|
|